Tetikasa rakibolana azonâny tsirairay ovaina.
Izao dia ahitana pejim-bontoatiny 6 349 023 izay manazava aminâny teny malagasy ny teny fampiasanâireo fiteny miisa 2 931 hita erakâizao tontolo izao.
Karazan-tenyďźanarana iombonana ¡ Matoanteny ¡ mpamaritra ¡ Tambinteny ¡ Pejy kisendra

Ny Wikibolana (aminâny teny anglisy: Wiktionary) dia teny mitambatra avy aminâny wiki sy rakibolana. Ity tranonkala ity dia tetikasa rakibolana iombonana izay azonâny tsirairay andraisana anjara. Ny Wikibolana dia mampiasa ny fahazoan-dalana CC-BY-SA 3.0 na GFDL. Izany dia midika fa ny asa rehetra eto aminâny Wikibolana dia avoaka eo ambaninâny fahazoan-dĂ lana CC-BY-SA 3.0. Ny mpandray anjara sy mpamaky dia afaka mandika sy mizara izany aminâny fahazoan-dalana mitovy aminâny lahatsoratra niandohana.
Ny Wikibolana dia manazava aminâny teny malagasy ireo teny avy aminâny fiteny rehetra, anisan'izany ny fiteny voatrolombelona sy ny teny noforonina, afa-tsy ireo fiteny tsy manana vondrom-piarahamonina mpiteny isan'andro. Tanjona ny ho lasa rakibolana lehibe aminâny fiteny maro, manome dikan-teny, fanononana, etimolojia, bika matoanteny, fampiasana, fandikana, teny mifandraika, sns. Anisan'izany koa ny rakibolana malagasy, anglisy-malagasy, frantsay-malagasy, sinoa-malagasy, japoney-malagasy, voambolana, sy ny maro hafa.

Ny fandraisana anjara eto aminâi Wikibolana dia misokatra ho anâolon-drehetra. Raha toa ka mpikambana vaovao ianao, dia afaka manomboka aminâny fijerena ny pejy Tongasoa eto aminâny Wikibolana. Ho fanampinâizany, afaka mahita ny fitsipika sy torolĂ lana manan-kery aminâny Politika sy TorolĂ lana.
Misy fepetra mifehy ny teny iditra eto aminâi Wikibolana. Raha mila fanazavana fanampiny, jereo ny Politikanâny famoahana. Rehefa manova teny iditra dia mila manaja ny zom-pamorona. Azonao jerena ny zom-pamorona sy ny Fepetra fampiasana raha mila fanazavana fanampiny. Tsara vakina ihany koa ny Ny tsy Tokony ho Wikibolana.

Ny Wikibolana misy aminâny tenim-pirenena maro: anglisy, frantsay, alemana, espaniĂ´la, italiana, rosiana, sinoa, koreana ary fiteny maro hafa. Jereo ny lisitry ny fiteny rehetra raha mila fanazavana fanampiny.

Ny Wikibolana dia miasa aminâny fikambanana tsy mitady tombony Foundation any Kalifornia, Etazonia. Ny Wikimedia Foundation koa dia mitantana tetikasa wiki isan-karazany.
Afrikaans ¡ Albaney ¡ Alemanina ¡ Anglisy ¡ Arabo ¡ Asirianina ¡ Bambara ¡ Belarosiana ¡ Bengali ¡ Danisy ¡ Diola ¡ Ejipsianina ¡ Espaniola ¡ Finoa ¡ Frantsay ¡ Goarani ¡ Grika ¡ Hawaiianina ¡ Hongariana ¡ Igbo ¡ Indonezianina ¡ Japoney ¡ Javaney ¡ Kantoney ¡ Koreana ¡ Latina ¡ Lingala ¡ Malagasy ¡ Malayalam ¡ Maori ¡ Nahuatl ¡ Nerlandey ¡ Nepaley ¡ Okrainianina ¡ Portogey ¡ Rosiana ¡ Seboanô ¡ Sinoa ¡ Tagalaoga ¡ Vietnamiana ¡ Wolof ¡ Xhosa ¡ Yoruba ¡ Zolo
Source: This content is adapted from Wiktionary:Fandraisana on Wiktionary
Licensed under Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International (CC BY-SA 4.0)